24 Janoary 2009: Ambohijatovo-13 mey-Viva Ambodivona
Nifanao fotoana teny Ambohijatovo, nidina teny @ 13 mey nangataka ny fametraham-pialana an' ny governemanta dia nandeha nankany @ station Viva ambodivona i Andry Rajoelina sy ny mpanaraka azy. Sary nalaina teo behoririka t@ fandalovan' ireo olona ireo no ato
6 photos · 298 views